Retour aux actualités
Environnement
10 octobre 2026
Nidina an-kianja nanadio ireo fako miangona eny amin'ny Voie Rapide ny "Direction Technique" eto anivon'ny Commune Urbaine Toamasina satria toa misy mihevitra fa lasa fanariam-pako ny manodidina.
Ry vahoaka aza atao hoe « ario eny fa misy mpanadio » ny fakonao .Ny Kaominina afaka manadio, fa ny tsirairay kosa tompon’andraikitra amin’ny fitandroana ny fahadiovana satria "𝗧𝗮𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝗲 𝗧𝗮𝗻𝗮𝗴𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮, 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗶𝗮".