Retour aux actualités
Travaux
11 octobre 2026
Nisy ny fitsirihana sy fanadiovana ireo lakan-drano eto Bazar kely akaikin’ny Réfrigépêche bazar kely ho fisorohana ny mety ho tondra-drano sy ny fiakaran’ny rano rehefa fotoanan’ny orana. Nodiovina ireo lakan-drano satria manana anjara toerana lehibe am
Noesorina ihany koa ireo cyclo-pousse sy kalesy nibahana ny lalam-pifamoivoizana izay anisan’ny mahatonga ny fitohanana amin’iny lalana iny.
Ny tanjona dia ny hanatsarana ny fikorianan’ny rano mba hisorohana ny tondra-drano ary handaminana ny fifamoivoizana ho tombontsoan’ny rehetra