Retour aux actualités
Travaux
05 août 2026
Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany eto Bazar kely Toamasina avy amin'ny fitondram-panjakana toy ny
Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany eto Bazar kely Toamasina avy amin'ny fitondram-panjakana toy ny: Tôles 5000
Ciment 96 tonnes avy amin'ny anaran'ny Filoha manokana
Tôles 500 avy amin'ny orinasa SMMC
Tôles 2000 avy am BNGRC
Fantsik