Retour aux actualités
Général
12 octobre 2026
Troisième session extraordinaire de l'année 2026
Nanomboka androany Alatsinainy faha 12 Oktobra ny fivoriana tsy ara-potoana fahatelo ny taona 2026 na " Troisième session extraordinaire de l'année 2026" ho an'ny mpanolo-tsaina monisipaly Izay tarihin'ny Filohan'ny filankevitra monisipaly Andriamatoa ABRAHAM Franck ary loha-hevitra maromaro no ho resahana mandritran'ity fivoriana tsy ara-potoana ity.