Toutes les actualités
Noho ny fiaraha-miasa amin'ny fanjakana foibe sy ny Commune Urbaine Toamasina dia efa natomboka ny fanamboarana ny lalana mirefy 600 metatra izay miainga eo amin’ny Hôtel Marotia Tanambao V ary mivoaka any amin’ny Bazary Ambolomadinika izay natao Béton.
Ho fanatsarana ny fotodrafitrasa sy hisorohana ny dibondrano amin’ity faritra Béryl ity dia tsy maintsy amboarina sy hatsaraina ihany koa ireo l...
Fanadiovana faobe natao teto Bazar kely
Fanadiovana faobe natao teto Bazar kely izay niarahana tamin'ny Commune Urbaine Toamasina amin'ny alalan'ny "Direction Technique". 𝗧𝗮𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝗲 𝗧𝗮𝗻𝗮𝗴...
Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany eto Bazar kely Toamasina avy amin'ny fitondram-panjakana toy ny
Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany eto...
Tonga niombom-po nijery ny vahoakan'ny Toamasina ary nihaona tamin'ireo mpivarotra niharam-boina teto amin'ny tsenan'ny Bazary kely ny irakin'ny Filohan'ny fanavaozana ny Répoblika Madagasikara izay isoloan'ireo Minisitra vitsivitsy tena.
Tonga niombom-po nijery ny vahoakan'ny Toamasina ary nihaona tamin'ireo mpivarotra niharam-boina teto amin'ny tsenan'ny Bazary kely ny irakin'ny Filoh...
Nisehoana hain-trano tao amin'ny tsenan'ny Bazar kely Toamasina
Nisehoana hain-trano tao amin'ny tsenan'ny Bazar kely Toamasina ny alin'ny Alahady faha 02 Aogositra 2026, Raha ny fantatra dia tamin'ny 10 ora sy 40...
Hiatrika Championnat National any Fianarantsoa ireo Club CRJS Volley-ball
Mijoro hatrany ny Commune Urbaine Toamasina amin'ny fanohanana ireo hetsika ara-panatanjahantena sy ireo klioba ary fikambanana miasa amin'izany seha...
Fête nationale française 🇫🇷
Une réception a été organisée au lycée français de Tamatave ce mardi 14 juillet afin de célébrer la fête nationale française. Déclarée fête nati...
Palmiers Royale" ahiana hianjera sy mety hampidi-doza mba hisorohana ny loza mety hitranga ety amin'ny Araben'ny fahaleovan-tena.
Na dia isan'ireo hazo mahazaka rivotra mafy aza ny " Palmiers Royale " dia mety hiteraka loza ho an'ny mpandalo sy ny fotodrafitrasa manodidina...
Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maître RAZAFIMANANTSOA Hanitra sy ireo tomponandraikitra eto an-toerana.
Napetraka tamin'ny fomba ofisialy androany tao amin'ny Lapan'ny Faritra atsinanana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsinanana, Ramatoa RASOAN...