Vie de la commune

Toutes les actualités

Fitokanana ny trano vaovao BIANCO Toamasina sy ny fankalazana ny Andro Afrikanina iadiana amin'ny Kolikoly.
Général

Fitokanana ny trano vaovao BIANCO Toamasina sy ny fankalazana ny Andro Afrikanina iadiana amin'ny Kolikoly.

Ho fankalazana ny Andro Afrikanina iadiana amin'ny Kolikoly (JALCC) 2026, izay ankalazaina isan-taona isaky ny 11 Jolay dia noho ny fandraisana andrai...

10 juillet 2026
 Notoloran'ny Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures  Lampadaire miisa 500 entina hanazavana ny tanàna ny Commune Urbaine Toamasina, ny Ben'ny tananan'i Toamasina Alain Andriafanomezantsoa no nandray izany.

Ny fiantoana ny famatsiana angovo sy hazavana dia antoka lehibe amin'ny fampandrosoana ny firenena sy fanatsarana ny faripiainana isan-tokantrano. Not...

10 juillet 2026
éclairage public
Travaux

éclairage public

Ety amin'ny araben'ny fahaleovan-tena no nametrahana voalohany ireo Jiro eny amin'ny arabe (éclairage public) ka  manomboka eo amin'ny Esplanade...

10 juillet 2026
Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, RAJAONARISON Mamitiana Jeannot Ruffin ary natrehin'ireo mpikambana fito eo anivon'ny Governemanta sy ireo tomponandraikitra eto Toamasina.
Travaux

Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, RAJAONARISON Mamitiana Jeannot Ruffin ary natrehin'ireo mpikambana fito eo anivon'ny Governemanta sy ireo tomponandraikitra eto Toamasina.

Fivoriana mahakasika ny fampandrosoana sy ny fiainan'ny vahoaka amin'ny ankapobeny toy ny fandriampahalemana, ny vahaolana momba ny famatsiana herinar...

09 juillet 2026
Tao amin'ny Fokontany Dépôt eo amin'ny sapanan'ny GTE mankany amin'ny Rond point jovenna no nanohizana ny asa fanalana fako mba hisorohana ny loto sy ny fofona manelingelina ary hitandroana ny fahasalaman'ny mponina
Environnement

Mitohy hatrany ny ezaka fanadiovana sy fitandroana ny fahadiovan'ny tanàna. Tao amin'ny Fokontany Dépôt eo amin'ny sapanan'ny GTE mankany amin'ny Rond...

07 juillet 2026
 Fanokafana ny laza adina ho an'ny Faritra atsinanana tamin'ity fanadinampanjakana BEPC
Éducation

Fanokafana ny laza adina ho an'ny Faritra atsinanana tamin'ity fanadinampanjakana BEPC

Teto amin'ny Collège Saint Joseph de Cluny Tanamakoa no nanombohana ny Fanokafana ny laza adina ho an'ny Faritra atsinanana tamin'ity fanadinampanjak...

06 juillet 2026
COURS INTENSIF GRATUIT
Éducation

COURS INTENSIF GRATUIT

 Nanome tso-drano sy nirarisoa ireo mpianatra niatrika ny COURS INTENSIF GRATUIT BEPC izay nokarakarain'ny Commune Urbaine Toamasina ny Ben'ny ta...

04 juillet 2026
Fanadiovana sisin-dranomasina
Environnement

Fanadiovana sisin-dranomasina

▶️ Taorian'ny fankalazana ny fetim-pirenena dia niroso avy hatrany tamin'ny fanadiovana ny sisin-dranomasina ny Commune Urbaine Toamasina tamin'ny ala...

30 juin 2026
Fankalazana ny faha-66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena Malagasy
Général

Fankalazana ny faha-66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena Malagasy

🇲🇬 𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟔𝟔 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐣𝐨𝐫𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐥𝐨𝐚𝐥𝐢𝐧𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🇲🇬

26 juin 2026